Lalam-pirenena faha-4: Jiolahy nanakana fiaran’ny Tafika, roa voasambotra

  • vendredi, 08 mai 2020 19:44
  • Zakaria
  • Sary: Fiarovam-pirenena

Fiara nitondra miaramila 11 ao amin'ny 1/RM4 hamita iraka no nosakanan'ny jiolahy teny amin'ny lalam-pirenena faha-4, teo anelanelan'ny Ambalajanakomby sy Tsaramandroso ny 7 may 2020.

Voasambotra ny roa lahy tamin’izy ireo ary efa naterina eny amin'ny tobin'ny Zandary raha vaky nandositra ny ambiny.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.