Antananarivo Renivohitra: Nolavin’ny Mpanolontsain’ny Tanàna ny hananganana tsangambato Tagnamaro

  • vendredi, 08 mai 2020 15:35
  • Zakaria

Nolavin’ny Mpanolontsain’ny Tanàna ny hananganana tsangambato manamarika ny tsingerintaona voalohan’ny Tagnamaro, hetsiky ny olompirenena, tetikasan’ny ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina.

Hifarana anio rehefa naharitra hateloana ny fivoriana tsy ara-potoana nataon’ny Filankevitry ny Tanànan’Antananarivo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.