Covid-19: Misy mpiasan’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena voa

  • vendredi, 08 mai 2020 15:04
  • Zakaria

Misy mpiasa ao amin’ny foiben’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika sy arak’asa Anosy, voan’ny Coronavirus. Nanamafy izany amin’ny tambazotran-tserasera ny Talen’ny kabinetran’ny minisitra. Efa manaraka fitsaboana ao amin’ny Hopitaly Befelatanana io mpiasa marary io amin’izao fotoana izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.