Coronavirus: Ireo mpandeha tamin'ny zotra MD 051 antsoina hanatona Tobim-pahasalamana

  • lundi, 23 mars 2020 20:35
  • Zakaria

Namaoka lisitr’ireo mpandeha tamin'ny zotra MD 051 avy any Paris (Frantsa) tamin'ny 18 marsa 2020 ny fanjakana, ary miantso azy ireo hiantso maika ny laharana 914 na hanatona na Tobim-pahasalamana na ny Tobin'ny mpitandro filaminana akaiky azy indrindra :

- Istasse Océane Eliane Marie Annie (Analamahitsy Carrière)
- Halier Jean François (Toliara)
- Cardon Luce (67ha)
- Hanitra Raissa Funny (Ankaditoho Marohoho)
- Tila Fabrice (Ankaditoho Marohoho)
- Rasoarimalala Evelyne (Ampamarinana)
- Noguer Jaine (Andaboly Toliara)
- Benjanon Vainchtein (Matsabory Ambatoloaka)
- Dumand Patrica Chantal (Madirakely Nosy Be).

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.