Jirama: Nampitomboina dimy andro ny fe-potoana ahafahan’ny mpanjifa manefa ny faktiorany

  • lundi, 23 mars 2020 19:56
  • Zakaria

Manoloana izao hamehana ara-pahasalamana diavin’ny firenena izao dia nanapa-kevitra ny Jirama fa hifampitsinjovana dia ampitomboina dimy andro ny fe-potoana ahafahan’ny mpanjifa manefa ny faktiorany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.