La Réunion: Tao anatin’ny 24 ora dia tafakatra 04 ireo voan’ny coronavirus

  • jeudi, 12 mars 2020 13:11
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nanao fanambarana androany ny Prefe sy ny Talen’ny ARS (Agence Régionale de Santé) atsy La Réunion fa efatra (04) hatramin’ny tolakandro teo ireo olona voamarina fa voan’ny coronavirus, ahiana hitombo io tarehimarika io ato anatin’ny andro vitsy ho avy noho ny hamaroan’ny olona nifampikasokasoka tamin’ireo olona ireo talohan’ny nahafantarana fa voan’ny coronavirus izy ireo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.