Coronavirus: Nijery toerana azo ametrahana ireo fianakaviana tsy manan-kialofana ny Minisiteran'ny mponina

  • lundi, 23 mars 2020 20:24
  • Sary nindramina

Nijery toerana azo ametrahana ireo fianakaviana tsy manan-kialofana ny Minisiteran'ny mponina, ho fiatrehana ny fianaky ny coronavirus. Ny EPP Nanisana no nojerena niaraka tamin'ny avy eo amin'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, ny BNGRC...

Ho entina eo anivon'ny Komity misahana ny fandrindrana ny fisoroana (Centre opérationnel de commandement COVID-19 Ivato) ity coronavirus ity ny volavolan-kevitra ahitana ny fomba ahafahana manatanteraka azy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.