Faritra 3: Hajaina ny fomba amam-panao, fitsinjarana andraikitra mazava no apetraka

  • mercredi, 13 juin 2018 15:00
  • Super User

Ny fomba amam-panao, tsy foanana satria izay fahasamihafana izay dia harena ho antsika, fa famaritana andraikitra administratif ihany ny fitsinjarana ho Faritra 3, Avaratra, Afovoany, Atsimo.

Mandany vola sy manavesatra andraikitra fotsiny ny Distrika, Région, Province.

Avy dia omena ny Fokontany ny andraikitra feno ampandrosoana ny faritra misy azy.
Ny tetibola na budget, avy dia atao mivantana any, amin'ny alalan'ilay carte életronique, vao misy mividy entana dia avy hatrany dia mandeha mivantana amin'ny compte:

* Fokontany (20 000 isa): 50% n'ny tetibola (625 millions ariary isan-taona na 3,125 milliards fmg/Fokontany misy olona 1 000, 200 tafo)
* Kaominina (1 600 isa): 25% (3,9 miliara ariary na 19,53 milliards fmg isaky ny Kaominina)
* Faritra (3 isa): 10% (833 miliara ariary na 4 166 milliards fmg isaky ny Faritra, Avaratra, Afovoany, Atsimo)
* Foibe: 15% (3 750 miliara Ariary na 18 750 milliards fmg - 1,250 milliards de dollars)

Vitatsika io.
Patrick

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.