Wawa Marseille: Tsy nety nisaraka na maraina aza ny andro, direction Paris 31 décembre

  • lundi, 30 décembre 2019 09:59
  • Tigre
  • Sary nindramina

Andro mazava fa tsy nisy niala ny olona rehetra niaraka nifety tamin'i Wawa sy ny tarika manontolo tao amin'ny Florida Palace Marseille ny alin'ny sabotsy hifoha ny alahady omaly.

Feno ny trano, ambiance motro tsy lany.

Hiazo an'i Paris ny tarika ka hanafana ny lanonana hanaovam-beloma ny taona 2019.
Hiaraka aminy, ao Rungis 47 rue des Solets 94150, amin'izany ry Big MJ, Lico Kininike, Rijade.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.