Patrick Raharimanana Kandida ho Filoham-pirenena

  • mardi, 20 février 2018 07:28
  • Super User

Miantso ny rehetra hifanome tanana hanavotana an'ity Firenentsika ity, ho fampandrosoana ao anatin'ny firaisan-kina maha Malagasy, ho fanavaozana tanteraka, na ny fomba fitondrana, na ny olona mitondra, hametrahana amin'ny toerana tokony hisy azy an'i Madagasikara.

Miantso antsika rehetra nahita fianarana, na ny eto an-toerana na ny any ivelany, nomen'ity Madagasikara ity tombony manokana isika nianatra, andao ho zaraina amin'ny mpiara-belona amintsika izany.

Izaho manokana dia hiroso ka ho Kandida amin'ny fifidianana ho Filoham-pirenena ho avy izao.

Je fais appel à tous pour nous mobiliser à sauver et redresser notre pays, dans un esprit d’innovation, tant en matière de gouvernance, économique, qu'en matière politique.

Je m'adresse plus particulièrement aux intellectuels, il est temps de démontrer que nous avons acquis la plus précieuse de la richesse qu'est la connaissance, nous devons rendre et partager au Malagasy ces biens.

Je suis candidat à la prochaine élection présidentielle.

Vitatsika io.
Patrick

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.