Vola vaovao: Hivoaka ny 17 jolay sy 17 septambra 2017

  • samedi, 08 juillet 2017 09:14
  • Tigre
  • Sary Njaka

Naseho tamin'ny fomba ofisialy omaly zoma 07 jolay 2017 ny vola vaovao 20.000Ar, 10.000Ar, 5.000Ar, 2.000Ar, 1.000Ar, 500Ar, 200Ar ary 100Ar, izay hivoaka amin'iny herinandro ambony.

Ny vola vaovao 20.000Ar, 10.000Ar, 5.000Ar ary ny 2.000Ar dia hanakery manomboka ny 17 jolay 2017.

Ny vola vaovao 1.000Ar, 500Ar, 200Ar ary 100Ar kosa dia hivoaka ny 17 septambra 2017.

Marihina fa ireo vola teo aloha dia manan-kery hatrany ary azo ampiasaina, ireo vola vaovao no hisolo azy tsikelikely ka ho potehan'ny Banky foibe ireo vola tranainy.

 

Commentaires (3)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
 
 
B1 - Polyclinique
B2 - Toa